Libia - Wikipedia
Libia
ليبيا ((ar))
Libia ((mg))
Teny filamatra : ليبيا، ليبيا ، ليبيا
Libia, Libia, Libia'
Teny ofisialyarabo klasika
RenivohitraTripoli
32°54'8"N, 13°11'9"E
Tanàna ngeza indrindraTripoli
Fitondrana sy governemanta
 - Filoham-pirenena
Praiminisitra
Repoblika
Mohammed el-Menfi
Abdul Hamid Dbeibeh
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 17
1 759 540 km²
Azo tsy raharahiana
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 104
6 173 579 mpo.
3,13 mpo./km²
{{{1}}}
Anaran'ny mponinaLibianina
Sandam-bolaDinar libianina (LYD)
Faritr'oraUTC +2
Hiram-pirenenaAllahu Akbar
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+218
I Libia dia firenena any Afrika Avaratra, izay manana morontsiraka ao amin’ ny Ranomasina Mediteranea, manana velaran-tany mirefy 1 757 000 km². Mpikambana ao amin' ny liga arabo i Libia. Izy no firenena be velarana indrindra aty Afrika. Ny tany efitr’ i Libia dia mandrakotra ny 99 %n’ ny tanin’ i Libia. Ny tany sisa azo volena sy misy zavamaniry hohanin’ ny biby fiompy dia ny ampahany manaraka ny morontsiraka (faritra Tripôlitàna sy Kirenaîka). Ity firenena ity dia voafaritry ny ranomasina Mediteranea any avaratra, i Aljeria (982 km) sy i Tonizia (459 km) any andrefana, i Nizera (354 km) sy i Tsady (1 055 km) any atsimo ary i Sodàna (383 km) sy i Ejipta (1 115 km) any atsinanana.
Ny anarana hoe Libia dia avy amin' ny anarana foko berbera Libu, nanome ny anarana grika Libiyè.
Ny ankamaroan’ ny mponina ao Libia dia Arabo sady Miozolmana. Ny 2/3n’ ny Libiana dia monina amin’ ireo faritra a-morontsiraka fa ny tany efitra kosa dia onenan’ ireo foko tsy dia miorim-ponenana loatra.
Talohan’ ny fahitana voalohany ny solitany tamin’ ny taona 1958 dia niankina tamin’ ny fambolena sy ny fiompiana ny toekaren' i Libia. Niova izany toe-javatra izany taorian’ ny fahafantarana ny fisian’ ny tahirin-tsolitany voajanahary: miankina amin’ ny fandiovan-tsolitany sy ny taozava-baventy momba ny solitany ny toekaren’ i Libia.
Ny fiteny arabo no fiteny ôfisialin’ i Libia.
Tantara
Lahatsoratra antsipirihany : Tantaran'i Libia
.
Jereo koa
Firenena ao Afrika:
Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan'i Kôngô - Repoblikan'i Afrika Afovoany - Repoblikan'i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe
Rohy ivelany
sokajy Libia ao amin'ny dmoz
Video


  
Firenena ao amin'i Magreba
Firenena ao amin'i Magreba be
Maoritania • Libia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
Dernière modification le 12 Aogositra 2021, à 06:04
Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara.
Fitsipika momba ny zavatra tsy sarababem-bahoaka
Fepe-pampiasana
Birao
AccueilAu hasardÀ proximitéConnexionConfigurationFanomezanaMombamomba ny WikipediaFampitandremana
LangueArahanaModifier