Wikipedia:Vangovango: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
=== Ny sata ny vangovango ===
 
Tsotra dia tsotra no manambara hoe ''vangovango'', mila ampetrakaapetraka fotsiny ny endrika {{m|vangovango}}.
 
;OatraOhatra :
 
<pre>
Andalana faha-16:
 
{{vangovango|madagasikara}}
 
Ary rehefa manoratra amin'ny teny malagasy, satria ianareo no fitaratry ny maha-malagasy antsika eto, na malagasy ofisialy io na fitenim-paritra, dia mba ataovy tsara sy araho tsara ny fitsipika sy ny tsipelin-teny mifehy azy fa aza manoratsora-poana fa mahamenatra sy mampanogo tena.
Io hoe "ampetraka" eo ambony io izao, tokony hoe "APETRAKA" no izy amin'io.
Torak'izany koa ny fanoratana io "oatra" io, diso be: OHATRA no fanoratra azy.
Fa rehefa tsy hay ny zavatra tsotra indrindra ohatr'izany dia aza manoratra mihitsy amin'ny manaraka!
MISAOTRA ANAREO!
 
=== Manala ny sata vangovango ===