Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Netfan (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana nony manova ny takelakalahatsoratra eto amin'ny wikipedia.
 
Afaka manova takalaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazoto-nayAmpahazotoinay manoratra eto ianao raraha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara <sub>{{'|au top}}</sub>) eto amin'ity wikiwikipedia ity.
 
Mandehana any amin'ny {{w|bistro}} rehefa manana fanontaniana manokana, na antsoymanorata any amin'ny {{w|mpandrindra}} eto amin'ny wikipedia.
 
== {{h|Ahoana no manova takelaka}} ==
 
Afaka ovain'ny {{'|internaute}} avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Afaka ovainAzon'ny mpitsidika daholoovaina ny pejy mbaraha hanatsara azy ny tena tanjony<ref>Fa tsyTsy afaka ovaina ny pejy manokana, nasy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba</ref>. Na dia tsy nanokatra kaonty aza. Afaka mampiasaampiasaina ny {{w|Kianjam-pasika}} ianao rehefa manandrana ny syntaxe wiki na; mampiasaAzo ampiasaina ihany koa ny [[special:mypage/kianjam-pasika|pejinao]] raha tianao.
 
┌────────────────────────────────────────────────────────────────────────┐
Andalana faha-21:
[[sary:Aide-modifier-monobook.png|thumb|220px|Modifier = Ovao|right]]
 
Rehefa te -hanova takelakalahatsoratra/pejy eto amin'ny wikipedia, mandehana any amin'ilay pejy dia tsindrio ilay ''onglet'' '''[ Ovao ]'''.
 
=== Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy ===
[[Sary:Aide-modifier-section.png|140px|modifier = Ovay|right]]
 
Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany nony tianao ovaina. <br>
 
Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao ao fa misy soratra ortraohatra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io ny manao mise en forme ny lahatsoratrao.
 
Hitanao eo ambon'ny ''varavarankelytoerana anoratana'' ny fanovàna fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.
 
==== Mampiseho ny fanovany ====
Andalana faha-36:
[[Sary:Wikimodif.gif|400px|right]]
 
Tsara ampiasaina ny anjara asa (fonction) ''"Asehoy aloha"'' aloha ny mitahiry ny lahatsoratra. mba hanamora ny asa ny mpandrindra mitsidika ny fanovananao
 
== Tsiahy ==
{{ref}}
<small><references/></small>