Brezila
(tonga teto avy amin'ny Tanàna ao Brazila)
República Federativa do Brasil ((pt))
((pt))
Repoblika Federalin'i Brezila ((mg))
([[Sain'i Brezila
image_lien_drapeau =|Antsipirihany]])
(Antsipirihany)
Teny filamatra : Ordem e Progresso
Malagasy : « Fandriam-pahalemana sy Fandrosoana »
Teny ofisialyfiteny Portogey
RenivohitraBrasília
Tanàna ngeza indrindraSão Paulo, Rio de Janeiro
Fitondrana sy governemanta
 - filoha
Repoblika federaly
Jair Bolsonaro
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 5
8 547 877(IBGE) km²
0,65 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2009)
 - hakitroka
faha 5
191 043 661 mpo.
21,6 mpo./km²
{{{1}}}
Anaran'ny mponinaBrezilianina
IDH (2007) 0,807 (ambony) faha 70
Sandam-bolaReal (BRL)
Faritr'oraUTC -2 hatramin'i -4
Hiram-pirenenaHino Nacional Brasileiro
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+55
Ny Brezila (Brasil amin'ny teny portogey), na Repoblika Federalin'i Brezila, dia firenena ngeza indrindra ary mivelatra indrindra an'i Amerika latina. Miaraka amin'ny velarantany 8 547 400 km² sy miaraka amin'ny isa-mponina maherin'ny 190 tapitrisa, io ny firenena fahadimy amin'ny lafin'ny velarantany sy amin'ny lafin'ny isa-mponina. Amin'ny 2008, ny Brezila dia hery ara-piharian-karena faha 11 manana PIB 1 572 839 Md USD, eo aorian' Espaina na 2,42%-n'ny PIB-n'izao tontolo izao. Azy ny antsasaky ny velaran'i Amerika Atsimo ary mizara sisin-tany amin'ny firenena rehetra ao Amerika Atsimo afa-tsy i Silia sy ny Ekoadora.
Ny Brezila dia zanatany portogey voalohnay mandritry ny taonjato maro, ankehitriny, io irery no lovan'ny Portogaly any amerika, amin'ny fisehon'ny kolontsaina sy ny teny ofisialy, ny teny portogey.
Firenena katôlika sy miteny portogey ngeza indrindra, mpikambana ao amin'ny CPLP izy. Ny fiteny portogey dia teny voalohany any Amerika Atsimo noho ny demôgrafia brezilianina.
Jeografia
Ny faritra Avaratra
Ny faritra Atsimo
Ny faritra Atsimo Atsinanana
Ny faritra Afovoany Andrefana
Tantara
Fanjanatany Portogey
Fahaleovantena
Biby sy zavamaniry
Fandringanana ny ala
Fizarana ara-pandraharahana
toe-karena
Demografia
Finoana
Kolontsaina
Fiara-monina
Fanatanjahan-tena
Jereo koa
Firenena ao Amerika Atsimo
Arjentina - Bôlivia - Brezila - Silý - Kôlômbia - Ekoadôra - Goiana - Paragoay - Però - Sorinama - Orogoay - Venezoela
Rohy ivelany
Dernière modification le 1 Septambra 2021, à 17:59
Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara.
Fitsipika momba ny zavatra tsy sarababem-bahoaka
Fepe-pampiasana
Birao
 Accueil Au hasard  À proximité  Connexion  Configuration  Fanomezana  Mombamomba ny Wikipedia  Fampitandremana
LangueArahanaModifier