Dinika amin'ny Wikipedia:Vangovango

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Ary rehefa manoratra amin'ny teny malagasy, satria ianareo no fitaratry ny maha-malagasy antsika eto, na malagasy ofisialy io na fitenim-paritra, dia mba ataovy tsara sy araho tsara ny fitsipika sy ny tsipelin-teny mifehy azy fa aza manoratsora-poana fa mahamenatra sy mampanogo tena. Io hoe "ampetraka" eo ambony io izao, tokony hoe "APETRAKA" no izy amin'io. Torak'izany koa ny fanoratana io "oatra" io, diso be: OHATRA no fanoratra azy. Fa rehefa tsy hay ny zavatra tsotra indrindra ohatr'izany dia aza manoratra mihitsy amin'ny manaraka! MISAOTRA ANAREO!