Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara farany

31 Aogositra 2017

Bangladesh: Zavamahadomelina, Fananahana, Fahalalahan'ny Asa Fanaovangazety, Voankazon-dririnina, ary Tigatra Mihinana Olona

"Raha mamita-tena ireo Bengalis ôrtôdôksa amin’ny fieritreretana fa ny tsy fanononany ny firaisana ara-nofo amin'ny zanany no mahatonga ireto farany tsy hanao izany, dia miaina ao anaty tontolon'ny nofy izy ireo", hoy i Captain Chaos.

Mivoaka Mpandresy amin'ny One World Media Awards Ny WITNESS/Global Voices Human Rights Video Hub.

Zon'olombelona an-tsary

Ny 14 Jona 2007,  nahazo ny lokan'ny tetikasa tsara indrindra ho an'ny media vaovao nandritra ny One World Media Awards tany Laondra ilay tetikasa santatra «WITNESS/Global Voices Human Rights Video Hub »

Però: Fanavakavahana eny amoron-dranomasina

Milaza ny olona fa tsy misy maharatsy ny miasa, fa tsy misy asa tokony hahamenatra izany. Toa mitombona izany, nefa toa tsy ny rehetra no mieritreritra toy io. Tato ho ato, nanjary fanta-daza noho ny fanavakavahana sy ny fanaovana anjorombala ireo "mpiasa an-trano" i Asia, torapasika iray ao atsimon'i Lima,...

Nahoana i Samia Orosemane, Silamo Frantsay Mpanao Hatsikana, No Milaza Fa Mitovy Amin'ny UFO / OVNI Izy?

"Miezaka ny mba ho ilaina araka izay mety aho. Raha afaka manorina tetezana any amin'izay misy rindrina aho, dia tena sambatra."

Ny Bitsiky Ny Vahoaka Afgàna: Ny Toaka, Ny Vehivavy, Ary Ny Fifamatorana Amin'ny Iraniana

« Rehefa manjaka ny tsy rariny, dia lasa andraikitra ny fanoherana ».

Népal: Ny Fandringanana Tao Gaur

Milaza ny Maoista fa tsy ry zareo no nanomboka ny adin'i Gaur ( ary ny ekipan'ireo mafàna fo mpiaro zon'olombelona dia nilaza fa ireo mpanao heloka bevava matianina no nanatanteraka ilay fandringanana)

Nivaha ny Gidragidra Diplaomatika teo amin'i Serbia sy i Makedonia, Tsy Hisy ny Ady

Koa satria efa nigedraka ny fifanenjanana ara-diplaomatika teo amin'i Serbia sy i Makedonia, dia mbola nanamafy ny tanjona iraisany hiaina milamina tsy misy rahon'ady ny olompirenena.

Miaraka Amin'ny Zavatra Noforoniny, Tanora Injeniera Avy Ao Nizera Mandray an-Tànana ny Fandotoan'ny Indostria ny Rivotra

Hisintona ireo entona mavesatra miaty CO2 avy ao amin'ireo setroka amin'ny alalan'ny fatra simika mifototra amin'ny fifanintonana mamatotra ireo singan'ny CO2 ilay fitaovana miendrika T.

Tian'ny Governemanta Hofehezina ny Fankahalana Ao Amin'ny Media Sosialy

GV Mpisolovava

Amin'izao fotoana, amin'ity ANC manana ny fahefana feno ity, izay tsy ahitana afa-tsy ny solontenan'ny antoko mitondra, dia hita fa tsy misy na inona na inona afa-manakana ity lalàna ity tsy ho lany.

Cándido Ríos, Mpanao Gazety Meksikana Nisy Namono : ‘Tsy Mitifitra Amin'ny Bala Ny Fitaovam-piadianay Fa Mitifitra Mahitsy’

"Nahatonga azy ho nalaza teo anivon'ny mpamaky ny ezaka nataony tsy misy fitsaharana mba hanamelohana ny tsy rariny, sy hahazo fahavalo tahaka ny ben'ny tanàna teo aloha tao Hueyapan fonenan'i Ríos ihany koa, izay nandrahona azy ho faty imbetsaka."